Faly miarahaba antsika amin’ny anaran’ny Tompo,
Ny veillée de noël dia manomboka amin’ny 19h30 ny asabotsy 23 desambra ao amin’ny salle Val de l’Isle de Notre Dame en l’Isle. (Ci-joint affiche)
Ny alatsinainy 25 desambra dia miditra amin’ny 11ora ny fiangonana ao amin’ny salle 4 NDI.
Dia mirary fety sambatra ho antsika tsirairay avy.
Secretariat