Evènements

Vokatra Fifohazana

Vokatra Fifohazana 2018

Mbola faly manasa antsika indray hanatrika ny vokatry ny Sampana Fifohazana, izay hotanterahana ny alahady 21 janoary ho avy izao.
Ny fotoam-pivavahana dia manomboka amin’ny 11 ora.

Efesiana 5:14 “… Mifohaza hianao izay matory, … Dia hampahazava anao Kristy”

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *