Nouvelles de la paroisse

Fandaharana Mars 2018

Faly miarahaba antsika amin’ny anaran’ny Tompo
Toy izao ny fandaminana amin’ny ity volana ity.


Alahady 4 Mars 
Toerana: NDI
Horaires:
– 10h Katekomena (Tsy misy SA)
– 11h Culte

Alahady 11 Mars
Toerana: NDI
Horaires:
– 10h SA (Tsy misy katekomena)
– 11h Culte (Misy Asa sy fampaherezana)

Alahady 18 Mars
« Vokatra ny fiangonana »
Toerana: NDI
Horaires:
– 10h Katekomena/SA
– 11h Culte

Alahady 25 Mars
« Sampan-drofia »
Toerana: NDI
Horaires:
-10h Katekomena/SA
-11h Culte

Misaotra tompoko

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *