Nouvelles de la paroisse

Fandaharana Avril 2018

Faly miarahaba antsika mpianakavin’ny finoana,

Toy izao indray ny fandaminana amin’ity volana ity

 

Alahady 1 avril « Paska »

Toerana: NDI

Horaires:

-11h Culte

-19h30 concert de Pâques Chorale Troyes Mihoby

 

Alahady 8 avril 

Toerana: NDI

Horaires:

-10h SA

tsy misy Katekomena

-11h Culte Misy ny asa sy fampaherezana

 

Alahady 15 avril 

Toerana: NDI

Horaires:

-10h SA/Katekomena

-10h30 Culte

Alahady ny sampana Chorale

 

Asabosty 21 avril

Fampianarana momba ny litorjia sy momba ny prise de parole en public

 

Alahady 22 avril 

Toerana: NDI

Horaires:

-10h SA/Katekomena

-11h Culte

 

Alahady 29 avril 

Toerana: NDI

Horaires:

-11h Fampianarana « Ny fanambadiana Kristiana »

Fanomanan-panahy

 

Misaotra tompoko

 

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *