Nouvelles de la paroisse

Fandaharana Mai 2018

Faly miarahaba antsika mpianakavin’ny finoana,

Toy izao indray ny fandaminana amin’ity volana ity


Alahady 6 Mai
Toerana: Rosières
Horaires:
-10h30 Culte
Tsy misy SA/Katekomena
-14-15h Répétition Takariva zaika paritra
Toy ny mahazatra dia misy ny fiarahana misakafo


Alahady 13 mai

Toerana: NDI
Horaires:
-10h SA
Tsy misy Katekomena
-11h Culte Misy ny asa sy fampaherezana


Alahady 20 Mai « Pentekosta »
Toerana: NDI
Horaires:
-10h SA/Katekomena
-11h Culte

 

Asabosty 26 mai 
ZAIKA PARITRA
Toerana ADPS
-Activités sy fampianarana
– Takariva iraisan’ny tafo eto amin’ny faritany

 

Alahady 27 mai
Toerana: ADPS
Horaires:
-11h Culte
Fiarahana misakafo (mila misoratra anarana)

Misaotra tompoko

 

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *