Nouvelles de la paroisse

Fandaharana Juin 2018

Faly miarahaba antsika mpianakavin’ny finoana,

Toy izao indray ny fandaminana amin’ity volana ity


Alahady 3 juin
Toerana: NDI
Horaires:
-11H
-10H misy SA/Katekomena
Tsy misy fiarahana misakafo


Alahady 10 juin

Toerana: Eglise Saint André les Vergers

Horaires:
-10H30

Miaraka mivavaka amin ‘ny église catholique de Rosières/St andré/ Lépine/ St Germain

Misy repas tiré du sac

 

Alahady 17 juin
Toerana: NDI
Horaires:
-11H
-10H misy SA/Katekomena

 

Asabotsy 23 juin

Toerana: Val de l’isle

Horaires:15H

Concert gospel GOD SWING

 

Alahady 24 juin

Toerana: NDI

Horaires:

-11H

-10H Misy SA/Katekomena

Tarihin’ny sampana STK

 

Misaotra Tompoko

 

 

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *