Evènements

Alahadin’ny Mpitandrina

Alahadin'ny Mpitandrina 2018

Ny Alahady 02 Desambre 2018 dia Alahady hitondrana am-bavaka ny Mpitandrina Henintsoa Rosolonjatovo sy ny ankohonany izay hotanterahana ao @ Salle Val de l’Isle ao Troyes.


Ny fotoana dia manomboka @ 11 ora, ary arahina sakafom-pifaliana izay anasana ah-tsika rehetra.

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *