Alahady 02/06/19
Salle: NDI manomboka amin’ny 11 ora
Sekoly alahady sy katekomena amin’ny 10 ora
Elections Diacres
Fiaraha-misakafo
Alahady 09/06/2019
Salle: NDI manomboka amin’ny 10ora
Fandraisana katekomena
Alahady 16/06/19
tsy misy fotoam-pivavahana
Alahady 23/06/2019
Salle: NDI manomboka amin’ny 11 ora
Sekoly alahady no mitarika
Asabotsy 29-Alahady 30/06
Lasim-mpiangonana Mesnil saint père à partir de 13h