Fandaharana Mai 2018

Publié Laisser un commentairePublié dans Nouvelles de la paroisse

Faly miarahaba antsika mpianakavin’ny finoana, Toy izao indray ny fandaminana amin’ity volana ity Alahady 6 Mai Toerana: Rosières Horaires: -10h30 Culte Tsy misy SA/Katekomena -14-15h Répétition Takariva zaika paritra Toy ny mahazatra dia misy ny fiarahana misakafo Alahady 13 mai Toerana: NDI Horaires: -10h SA Tsy misy Katekomena -11h Culte Misy ny asa sy fampaherezana […]