Alahadin’ny Mpitandrina
Ny Alahady 02 Desambre 2018 dia Alahady hitondrana am-bavaka ny Mpitandrina Henintsoa Rosolonjatovo sy ny ankohonany izay hotanterahana ao @ Salle Val de l’Isle ao Troyes.
Tous les événements qui sont liés de près ou de loin aux activités de la paroisse FPMA de Troyes et de ses paroissiens
Ny Alahady 02 Desambre 2018 dia Alahady hitondrana am-bavaka ny Mpitandrina Henintsoa Rosolonjatovo sy ny ankohonany izay hotanterahana ao @ Salle Val de l’Isle ao Troyes.
« Honore l’Éternel avec tes biens, Et avec les prémices de tout ton revenu: Alors tes greniers seront remplis d’abondance, Et tes cuves regorgeront de moût. » Proverbes 3.9-10 Rendez-vous ce dimanche 18 mars, afin de rendre grâce au Seigneur pour les bienfaits qu’il nous a abondamment accordés durant l’année écoulée!
Le Concert de la RRSTK FAVATS auria lieu le Samedi 24/02/2018 à la Salle Val de l’Isle à partir de 20h
Nous vous attendons pour la troisième édition de la RRSTK FAVATS qui aura lieu à 1…2… Troyes! RDV 24-25 Fevrier 2018
Mbola faly manasa antsika indray hanatrika ny vokatry ny Sampana Fifohazana, izay hotanterahana ny alahady 21 janoary ho avy izao. Ny fotoam-pivavahana dia manomboka amin’ny 11 ora. Efesiana 5:14 « … Mifohaza hianao izay matory, … Dia hampahazava anao Kristy »
Faly miarahaba antsika amin’ny anaran’ny Tompo, Ny veillée de noël dia manomboka amin’ny 19h30 ny asabotsy 23 desambra ao amin’ny salle Val de l’Isle de Notre Dame en l’Isle. (Ci-joint affiche) Ny alatsinainy 25 desambra dia miditra amin’ny 11ora ny fiangonana ao amin’ny salle 4 NDI. Dia mirary fety sambatra ho antsika tsirairay avy. Secretariat