Edito du mois – Juillet/Août 2026
Dia nitahy ny andro fahafito Andriamanitra ka nanamasina azy, satria tamin’izany no nitsaharany tamin’ny asany rehetra izay nataony tamin’ny famoronana. Gen. 2:3 Tonga indray ny fotoam-pialan-tsasatra. Ho an’ny maro dia…
